Teny iditra tigetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra boribory fisaka atranga ambony ka kendrena tifirina atao fanazarana amin' ny fahaiza-mitifitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Blanc de la cible [1.3]
 But [1.13]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: ticket.

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11