Teny iditra | tihina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsika feno avona na rehareha, na amin' ny teny na amin' ny fandeha [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | tihintihina | |||
Fivaditsoratra | hitany, tahiny, tihina, tinahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |