Teny iditra tihintihina (tihina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsika feno avona na rehareha, na amin' ny teny na amin' ny fandeha [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tihina

2009/10/22