Teny iditra tily
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mpitsikilo, mpizaha taratra
Mitovy hevitra: antily ~ drakadraka ~ mpiambina ~ mpitaratra ~ mpitily ~ mpitsikilo ~ mpizaha taratra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay visée [SLP 1986]
Sampanteny 
Ohatra Mandehana mametraka tily, ka aoka holazainy izay hitany. [Baiboly: 29:021:006/Izaia 21:6..]

Teny iditra Tily
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Tily [Baiboly]
Famaritana anglisy Zophim [Baiboly]
Famaritana frantsay Champ des Guetteurs [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Zofima
Lahatsoratra 

2017/06/29