Teny iditra tinafo (tafo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity ?
Atao tafo: Herana sa inona no notinafonareo ny tranonareo ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinafo, tinafoko, tinafonao, tinafony, tinafontsika, tinafonay, tinafonareo, tinafon', tinafon-, tinafom-
Ny lasa : notinafo, notinafoko, notinafonao, notinafony, notinafontsika, notinafonay, notinafonareo, notinafon', notinafon-, notinafom-
Ny hoavy : hotinafo, hotinafoko, hotinafonao, hotinafony, hotinafontsika, hotinafonay, hotinafonareo, hotinafon', hotinafon-, hotinafom-
Tovy hevitra voatafo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27