Teny iditra tinaitra (taitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tairina, fohazina: Notinaitran' ny poa-basy ny zaza
¶ Voatampoka, gaga: Tinaitran' ilay vaovao i dada ka nandraiki-narary [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay surpris, effrayé subitement [Abinal 1888]
Endriteny 
tinaitra
tinaitrako
tinaitranao
tinaitrany
tinaitrantsika
tinaitranay
tinaitranareo
tinaitran'
notinaitra
notinaitrako
notinaitranao
notinaitrany
notinaitrantsika
notinaitranay
notinaitranareo
notinaitran'
hotinaitra
hotinaitrako
hotinaitranao
hotinaitrany
hotinaitrantsika
hotinaitrnaay
hotinaitranareo
hotinaitran'
Teny mitovy hevitra voataitra

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/12