Teny iditra | tinakatra (takatra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatakatra, takatra: Tsy tinakatry ny sainao izany fa aza mibedibedy eo [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Atteint [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatakatra | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26 |