Teny iditra tinaky (taky)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voataky, takina: Notinakin' ny tompony ny trosa ka very hevitra Rabe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Réclamé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinaky, tinakiko, tinakinao, tinakiny, tinakintsika, tinakinay, tinakinareo, tinakin', tinakin-, tinakim-
Ny lasa : notinaky, notinakiko, notinakinao, notinakiny, notinakintsika, notinakinay, notinakinareo, notinakin', notinakin-, notinakim-
Ny hoavy : hotinaky, hotinakiko, hotinakinao, hotinakiny, hotinakintsika, hotinakinay, hotinakinareo, hotinakin', hotinakin-, hotinakim-
Tovy hevitra voataky

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20