Teny iditra tinampina (tampina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatampina, tampenana, tsentsenana, sakanana: Efa notinampinao ve ilay lava-boalavo atsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a fermé, bouché, obstrué [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinampina, tinampiko, tinampinao, tinampiny, tinampintsika, tinampinay, tinampinareo, tinampin', tinampin-, tinampim-, tinampi-
Ny lasa : notinampina, notinampiko, notinampinao, notinampiny, notinampintsika, notinampinay, notinampinareo, notinampin', notinampin-, notinampim-, notinampi-
Ny hoavy : hotinampina, hotinampiko, hotinampinao, hotinampiny, hotinampintsika, hotinampinay, hotinampinareo, hotinampin', hotinampin-, hotinampim-, hotinampi-
Tovy hevitra voatampina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24