Teny iditra | tinataka (tataka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatataka, notatahana, rovitra azon-javatra: Notinataky ny tsilo tetsy am-bavahady ny akanjoko [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Décousu, entaillé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatataka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26 |