Teny iditra tinehaka (tehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatehaka, notehafina: Notinehaky ny mpijery aoka izany ireo mpilalao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Frappé, encouragé, applaudi avec les mains [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinehaka, tinehako, tinehakao, tinehany, tinehatsika, tinehakay, tinehakareo, tinehak', tineha-
Ny lasa : notinehaka, notinehako, notinehakao, notinehany, notinehatsika, notinehakay, notinehakareo, notinehak', notineha-
Ny hoavy : hotinehaka, hotinehako, hotinehakao, hotinehany, hotinehatsika, hotinehakay, hotinehakareo, hotinehak', hotineha-
Tovy hevitra voatehaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20