Teny iditra tinendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy
¶ Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tinendry
tinendriko
tinendrinao
tinendriny
tinendrintsika
tinendrinay
tinendrinareo
tinendrin'
tinendrin-
tinendrim-
notinendry
notinendriko
notinendrinao
notinendriny
notinendrintsika
notinendrinay
notinendrinareo
notinendrin'
notinendrin-
notinendrim-
hotinendry
hotinendriko
hotinendrinao
hotinendriny
hotinendrintsika
hotinendrinay
hotinendrinareo
hotinendrin'
hotinendrin-
hotinendrim-

2010/05/14