Teny iditra tinezitra (tezitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Voatezitra, notezerana, enti-milaza olona nahatezitra ka norahonana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   contre qui on s'est fâché, qu'on a admonesté [Abinal 1888]
Endriteny  
tinezitra
tinezitro
tinezitrao
tineziny
tinezitsika
tinezitray
tinezitrareo
tinezitr'
tinezi-
tinezitry
notinezitra
notinezitro
notinezitrao
notineziny
notinezitsika
notinezitray
notinezitrareo
notinezitr'
notinezi-
notinezitry
hotinezitra
hotinezitro
hotinezitrao
hotineziny
hotinezitsika
hotinezitray
hotinezitrareo
hotinezitr'
hotinezi-
hotinezitry
Fitovian-keviteny   voatezitra

2013/12/12