Teny iditra tinifitra (tifitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voatifitra, notifirina, nasiana amin' ny basy: Voa ilay vorona notinifitr' i dada [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay sur quoi on a tiré [Abinal 1888]
Endriteny 
tinifitra
tinifitro
tinifitrao
tinifiny
tinifitsika
tinifitray
tinifitrareo
tinifitr'
tinifi-
tinifitry
notinifitra
notinifitro
notinifitrao
notinifiny
notinifitsika
notinifitray
notinifitrareo
notinifitr'
notinifi-
notinifitry
hotinifitra
hotinifitro
hotinifitrao
hotinifiny
hotinifitsika
hotinifitray
hotinifitrareo
hotinifitr'
hotinifi-
hotinifitry
Teny mitovy hevitra voatifitra

2013/12/12