Teny iditra tinoto (toto)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voatoto, totoina: Efa notinoton' ny ankizy ve ny vary? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tinoto, tinotoko, tinotonao, tinotony, tinotontsika, tinotonay, tinotonareo, tinoton', tinoton-, tinotom-
Ny lasa : notinoto, notinotoko, notinotonao, notinotony, notinotontsika, notinotonay, notinotonareo, notinoton', notinoton-, notinotom-
Ny hoavy : hotinoto, hotinotoko, hotinotonao, hotinotony, hotinotontsika, hotinotonay, hotinotonareo, hotinoton', hotinoton-, hotinotom-
Tovy hevitra tonoto ~ voatoto

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26