Teny iditra tiona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Boky fihirana misy ny feon-kira antsolfa sy ny tonony
¶ Feo anaovana ny hira, pitsiny: Ampidino ny tiona fa avo loatra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the melody of a song [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay mélodie d'un chant; cf. tonona [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: tune.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31