Teny iditra titina (tity)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao "ity, ity": Notitiny aho ka tezitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : titina, titiko, titinao, titiny, titintsika, titinay, titinareo, titin', titin-, titim-, titi-
Ny lasa : notitina, notitiko, notitinao, notitiny, notitintsika, notitinay, notitinareo, notitin', notitin-, notitim-, notiti-
Ny hoavy : hotitina, hotitiko, hotitinao, hotitiny, hotitintsika, hotitinay, hotitinareo, hotitin', hotitin-, hotitim-, hotiti-
Filaza mandidy : titio

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20