Teny iditra |
Toamasina
(toa, masina)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Ohatra |
1 | Tsy mihoatra an' Toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay!
[2.471]
|
2 | Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -18.1666667, 49.3833333
-13.35, 49.75
|
|
Teny iditra |
Toamasina
(toa, masina)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom français: Tamatave [3.1]
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -18.1666667, 49.3833333
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
Toamasina
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny malagasy | Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny:
Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Atsinanana [3.1]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Sary |
|
|