Teny iditra todiana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Voronkely misy fotsy eo amin' ny feny sy eo ambony kibony [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra todiana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Omby mitovy volo amin' ny todiana [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Soratr'omby

2010/05/06