Teny iditra todika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay orientation, sens, direction, référence
¶ todika mifanohitra: sens opposé. [Voambolana: Matematika]
¶ todika mifotitra: sens inverse. [Voambolana: Matematika]
¶ todika mivantana: sens direct. [Voambolana: Matematika]
¶ todiky ny fitosapitatitra: sens de propagation de l'influx nerveux [SLP 1986]
Sampanteny 

2012/09/13