Teny iditra toe-bavy
Singan-teny toe- (toetra) ; -bavy (vavy)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toetra mitovitovy amin' ny an' ny vehivavy, na amin' ny fihetsika na amin' ny fomba fisaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21