Teny iditra | toe-dahy | |
Singan-teny | toe- (toetra) ; -dahy (lahy) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra mitovitovy amin' ny an' ny lehilahy na amin' ny fihetsika na amin' ny fomba fisaina [1.1] | |
Fivaditsoratra | haditeo, toe-dahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |