Teny iditra toeran > toerana (toetra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
¶ Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a place [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   lieu, endroit, place, situation, emplacement, milieu, station, préventorium, sanatorium, centre, base, chantier, habitat [Hallanger 1974]
Famaritana malagasy   ¶ toerana fampilomiana: toerana fampitomboana sy fanatsarana ny taranaky ny biby fiompy
¶ toerana fiatrehana raboka: toerana fitsaboana ny voan'ny raboka. [Voambolana: Fahasalamana] [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   situation, emplacement, lieu, endroit
¶ toerana fampilomiana: station de croisement
¶ toerana fiarovana amin'ny raboka: préventorium. [Voambolana: Fahasalamana]
¶ toerana fiatrehana raboka: sanatorium. [Voambolana: Fahasalamana]
¶ toerana fiompiana akoho: centre avicole. [Voambolana: Toe-karena: fiompiana]
¶ toerana ifanenana: lieu de rencontre, croisement
¶ toerana onenana: milieu d'implantation, habitat
¶ toeram-pamaharan'ny tafika: base militaire
¶ toeram-piasana ankalamanjana: chantier
¶ toeram-ponenana, toerana onenana: milieu naturel [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
toerana
toerako
toeranao
toerany
toerantsika
toeranay
toeranareo
toeran'
toeran-
toeram-
toera-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina