Teny iditra toetany
Singan-teny toe- (toetra) ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns...
Fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Climat
Structure du sol [1.13]
Ohatra 
1Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442]
2Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21