Teny iditra toe-tsaina
Singan-teny toe- (toetra) ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Toetra ananan'ny saina miandritra ny fotoana fohy na maharitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Faculté d'esprit, psychologie [1.13]
Ohatra 
1Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332]
2Tsy fantatro raha nanavao ny Fiangonana teo amin' ny sehatry ny fanabeazana, fa hajaiko ny toetsaina nentiny nampianatra ny mahantra, miaiky aho fa novidiany lafo izany ary mbola vidiany lafo foana. [1.369]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21