Teny iditra tofina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tofintofina

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/28