Teny iditra tofintofina (tofina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tofina

2009/04/28