Teny iditra tofoka
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tsy tia mainty, tsy tia hiherika fa efa nihinana be loatra; tohina, tola: Tofo-kazandrano aho izany
¶ Leony, boboka: Tofo-dresaka aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy disheartened; disgusted with food, etc [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay découragé; dégoûté par la nourriture, etc [Hallanger 1974]

2012/09/15