Teny iditra toha
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingavingana izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   can be resisted [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   à qui (quoi) on peut résister [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra toha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hanina tadiavin' ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny vitsika. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   prey, spoils [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   proie, butin [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra toha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] rantsan-kazo amatorana ny raty amin'ny tafo [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/19