Teny iditra tohana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera
¶ Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a support, a prop [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay support, soutien [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon
¶ figuré: opposition, asistance, secours, protection, défense [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tohana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fivalanana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tohana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] tohotra, nonon'omby [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tòhaña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fefy [Rakotosaona 1972]

2017/04/22