Teny iditra tohika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra
Mitovy hevitra: bohihy ~ botraika ~ di-doha ~ fihenahena ~ fikiribibiana ~ fikiry ~ fikitrohana ~ fikitroka ~ fitokozihitra ~ hamafy hatoka ~ hamafy sofina [1.1]
Ohatra Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony. [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14