Teny iditra tohitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampisehona kiry tsy hanaraka [Rajemisa 1985]
 ¶ tohitra an-tsosonkoditra: tsy mihatra amin' ny fotony
¶ tohitra dinamika: tohitra arapihetsehana. [Voambolana: Haitao] [SLP 1986]
Famaritana frantsay opposé; résistance
¶ tohitra an-tsosonkoditra: résistance superficielle
¶ tohitra ara-dona: résistance aux chocs. [Voambolana: Haitao]
¶ tohitra araka aratra: résistance électrique. [Voambolana: Fizìka]
¶ tohitra ara-pana: résistance thermique. [Voambolana: Haitao]
¶ tohitra ara-pifolahana: résistance à la flexion. [Voambolana: Haitao]
¶ tohitra ara-pisintonana: résistance à la traction
¶ tohitra azo ekena: contrainte admissible. [Voambolana: Fizìka]
¶ tohitra dinamika: résistance dynamique. [Voambolana: Haitao]
¶ tohitra mekanika: résistance mécanique. [Voambolana: Haitao]
¶ tohitr' aratra miherina: impédance. [Voambolana: Fizìka]
¶ tohitra sovoka: résistance inductible. [Voambolana: Fizìka]
¶ tohitra simika: résistance chimique. [Voambolana: Simia]
¶ tohitr' ohatra: contre-exemple
¶ tohitry ny tanty: réaction d'appui. [Voambolana: Haitao]
¶ tohitry ny tsilo, iba tsilo ikiasa: opposé d'un vecteur. [Voambolana: Matematika] [SLP 1986]
Sampanteny 

2009/09/09