Teny iditra toho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Gymnosporia brachystachya
Ohatra avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [Callet: Tantara, takila 19]
Teny nalaina 

Teny iditra toho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [Rajemisa 1985]
 karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [SLP 1986]
Famaritana anglisy a smallish fish with a flattened head [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay poisson à tête plate [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay genre de poisson d'eau douce [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [Callet: Tantara]
Teny nalaina 

Teny iditra Toho
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Tohu [Baiboly]
Famaritana frantsay Tohu [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Taohò
Teny nalaina 

2015/09/07