Teny iditra | tohofana (tohoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Contre quoi on met le bout de quelque chose [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |