Teny iditra tohoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano
¶ Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana
¶ Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/07/23