Teny iditra toho-tsofina (tohoka, sofina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny malemilemy, bitsibitsika [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Indray andro nanao resaka tohotsofina tamin' ny olona anankiray taoan-tanàna Ingahy Ravelo, fa mahita soga bintsy, hono. [Andraina: Mitaraina, takila 119]

2013/07/23