Teny iditra tointoina (toina)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   n'être pas sur le point d'appui [Abinal 1888]

Teny iditra tointoina
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Sendra, sendrasendra: Tointoina no nahitako azy teny an-tsena [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   par hasard, fortuitement, de rencontre [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   tsitointoina

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/22