Teny iditra tokam-bolana (tokana, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [Rajemisa 1985]
 [ tokambolana ] tsy mandainga, tsy mivadibolàna [SLP 1986]
Fandikana frantsay [ tokambolana ] fidèle [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31