Teny iditra tokana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy
¶ Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany
¶ Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo
Mitovy hevitra: fotsiny ~ honjohonjo ~ irery ~ singana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy alone, single [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay seul, solitaire [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra. [Rajohanesa: Kintana]
2Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 163]
3Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [Andraina: Mitaraina, takila 204]
Sampanteny 
Endriteny 
tokana
tokam-
tokan-
toka-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tokana ity (1): Ampanotokana

2017/10/21