Teny iditra tokantranomaso
Singan-teny tokantrano ; maso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso [1.1]
Ohatra Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina. [1.123]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08