Teny iditra tokavina (toka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Rarina hahery (amin' ny famoran-jaza) na ozonina ho resy (amin' ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin' ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin' ny teny vitsy miverimberina fotsiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tokavina, tokaviko, tokavinao, tokaviny, tokavintsika, tokavinay, tokavinareo, tokavin', tokavin-, tokavim-, tokavi-
Ny lasa : notokavina, notokaviko, notokavinao, notokaviny, notokavintsika, notokavinay, notokavinareo, notokavin', notokavin-, notokavim-, notokavi-
Ny hoavy : hotokavina, hotokaviko, hotokavinao, hotokaviny, hotokavintsika, hotokavinay, hotokavinareo, hotokavin', hotokavin-, hotokavim-, hotokavi-
Filaza mandidy : tokavy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05