Teny iditra tokim-panompoana (toky, tompo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fampanantenana ampahibemaso fa hanoa tanteraka ny mpanjaka na ny mpitondra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay promesse d'accomplir le service, la corvée [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31