Teny iditra toko falana
Singan-teny toko ; falana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny toerana tsy mahay be toy ny laka (amin' ny fanorona) fa ny an' indrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les endroits qui ne sont pas laka au jeu du fanorona [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05