Teny iditra tokona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de préparer, de disposer tout pour la cuisson des aliments [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra tokona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihenahenana tsy mety mihetsika na miala amin' ny toerana misy ny tena; fihenahenana tsy mety miasa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay entêtement, opiniâtreté, action de rester à la même place [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/09/18