Teny iditra tokonana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay seuil
¶ tokonan'aratra ateraky ny voankazavana: seuil photoélectrique. [Voambolana: Fizìka] [SLP 1986]
Mpitovy hevitra tokonam-baravarana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31