Teny iditra tokony
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan' ny zavatra iray (eo aorian' ny "tokony", dia tsy maintsy atao milaza ny ho avy ny matoanteny): Tokony hiala tsiny ianao fa namingavinga ny mpampianatra anao. / Tokony hovana ity lambam-baravarankely ity fa efa mandalambitsika. / Moa ve ho avy izy anio? Tokony [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   juste, convenable [Abinal 1888]

Teny iditra tokony
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Ankeviny, eo ho eo: Tokony ho tamin' ny folo izy no tonga [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   environ, à peu près, probablement [Abinal 1888]

Teny iditra tokony (toko)
Sokajin-teny   anarana toko sy mpisolo

Teny iditra tokony (tokona)
Sokajin-teny   anarana tokona sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2010/04/06