Teny iditra toko telo mahamasa-nahandro
Singan-teny toko ; telo ; mahamasaka ; mahandro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fitambaran' olona miara-miasa antoky ny fahavitan' ny asa na zavatra iray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05