Teny iditra toky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanantenana mafy amin' olona na amin-javatra iray: Mibanjina ny ho avy amin-toky
¶ Antoka azo ianteherana: Nanome toky izy fa hanampy ahy raha vao tonga [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay confiance [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Famaritana frantsay assurance [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Famaritana frantsay encouragement [Abinal 1888]
Famaritana frantsay certitude [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Manome toky anao aho! [Andriamalala: Ranomasina, takila 48]
2Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [SeFaFi ]
Teny nalaina 

Teny iditra toky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy mosavy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay sortilège [Abinal 1888]
Sampanteny 

2015/04/09