Teny iditra tolaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mihodina, avily, ahodina ho any an-kafa. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui tourne sur ses gonds; se dit de la porte
¶ qu'on a trompé par des détours, accusé à la place du coupable, vaincu par des sorts dans l'épreuve du tanguin [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra tolaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tambahoaka] mosavy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tolaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy avily amin'ny toeran-kafa [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay dérivation [SLP: Voambolana]

2011/01/11