Teny iditra tona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny hazo ipetrahan' ny lelavaravarana sy irindrinany [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tolana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] toko (telo) [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31